|
|
|
|

Teny iditra1  tsy roa aman-tany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  [2.470] Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao.
4  [2.472] Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony.
Singan-teny  5  tsy, roa, amana, tany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07